To Mavana

Français | Malagasy

To Mavana

J’ai grandi à Madagascar, mais suis actuellement résident à Genève en Suisse. Actif sur le web, ma modeste contribution consiste à la mise en contexte des actualités de Madagascar. Bien que je ne me sois jamais rendu à Masoala, maintes fois, j’ai pu constater à Madagascar des situations de spoliations et d'injustices similaires à ceux que dénonce Eva Keller et notre rencontre où je me suis proposé pour la traduction du site en malgache est de mon initiative.

Retrouvez-moi en ligne: http://tomavana.wordpress.com | http://twitter.com/tomavana |  http://friendfeed.com/tomavana | http://malagasymiray.net/author/tomavana (blog collectif). Je suis également traducteur pour la version Malagasy de Global Voices http://mg.globalvoicesonline.org/author/tomavana

 

To Mavana

Valovotaka mpila ravinahitra aty Soisa ankehitriny, fa teraka sy nianatra tany Madagasikara ny tenako. Mavitrika anivon'ny Aterineto aho izay iezahako manolotra fanampim-panazavana ireo vaovao mikasika an'i Madagasikara. Na dia tsy mbola tany Masoala aza aho dia efa niatrika matetika tany Madagasikara, fanaovana ampahimamba ny fananan'ny hafa sy ireo tsy rariny izay tanisain'i Eva Keller. Izaho no nanantona azy sy nanolo-tena hanampy amin'ny fandikan-teny ny vohikalan'ny fikambanana najorony.

Azonareo arahina ireo lahatsoratro: http://tomavana.wordpress.com | http://twitter.com/tomavana |  http://friendfeed.com/tomavana | http://malagasymiray.net/author/tomavana (blaogy iombonana). Mandika teny anivon'ny Global Voices Malagasy koa aho http://mg.globalvoicesonline.org/author/tomavana