• English
  • Deutsch
  • Français
  • Malagasy
  • Fivakiana

    Human rights Masoala

    Ny ambadika ny medaly

    Efa misy 12 taona no niorenan’ny valan-javaboarim-pirenena eto Masoala. Ny lahatra misy amin’ny fiarovan’ny zavaboary isan karazany nampian’ny Zoo de Zurich izy. Nefa indrisy heverin’ny mponina ho fandrahonana ny fiainan’ izy ireo izany. Tanindrana ny faritra mamaritra ny valan-javaboary izany no fandeferana lehibe. https://humanrightsmasoala.org/wp-content/uploads/2019/08/Ny-ambadika-ny-medaly.pdf